Dépêche du 16h00 02 Août- Sambava: Lehilahy iray no hita faty tao anaty toeram-pitehirizana toaka gasy
Omaly voalohan’ny volana Aogisitra no nahitana ny fatin’ity lehilahy iray ity tao anaty basinina fitehirizana toaka gasy tao Sambava. Araka ny fanazavana dia mamo ity lehilahy ity ka tsy nahatandrina ny tenany intsony.
