Diabe ny kandidà: Mitohy eny Ampandrana
20 oktobra; eny amin’ny Bel’air Ampandrana ny diaben’ny vondron’ny kandidà 11. Anio amin’ny 11 ora atoandro ny fotoana. Ny ankanjo miloko fotsy no mariky ny ny fiharahamientana amin’izany.