Covid-19 : Mbola mitohy ny ady amin’ny valan’aretina
10 Febroary, 08h00. Notontosaina omaly teny amin’ny lapan’i Tsimbazaza ny fanaovam-bakisiny faoben’ireo solombavambahoaka sy mpiasan’ny Antenimierampirenena ary ireo mpandraharaha nivonona tamin’izany. Karazam-baksiny miisa telo no nisafidianan’izy ireo, ny Janssen, Pfizer ary ny AstraZenecca.
