Dépêches

Toetr’andro : Tànana roa no kila noho ny hafanana

08 Febroary, 10h00. Tanàna 02 no may kila forehitra tao anatin’ny 24 ora, ny 06 sy 07 Febroary. Olona miisa 175 tsy manan-kialofana, tokan-trano miisa 60 ary trano miisa 81 no may tao Vohitrambato Lohomby, Kaominina Brickaville. May avokoa ny hazo nambolena niaraka tamin’ny orin’asa SPAT tao Ambohimahasoa, Fokontany Ampasimbe II, Kaominina Vohitranivona ary trano 30 no kila, olona 41 ihany koa no tsy manan-kialofana.Écrire à Dina Ah-kam

Laisser un commentaire