Dépêches

Antontan’isa ofisialin’ny vokatry ny fandalovan’ny rivodoza teto Madagasikara

08 Febroary, 09h00. Tafakatra 21 ny isan’ny olona maty vokatry ny rivodoza BATSIRAI. 70 355 no isan’ny traboina avy amin’ny tokantrano miisa 14 051. Nafindra toerana vonjimaika ny 62 048 tamin’ireo izay mitsinjara amin’ny toerana fandraisana an-tanana vonjimaika miisa 154. Tafakatra 211 ihany koa ny sekoly voakasikin’ny rivodoza, 69 no sekoly simba tanteraka ary 439 no simba amin’ny ampahany, 55 kosa no rava tafo. Làlana 17 kosa no tapaka ary tetezana 17 ihany koa.

Laisser un commentaire