Dépêche du 14h00 26 Juillet- Morondava: Avotra tao Analaiva ilay zaza varira nalaina ankeriny tany Ankalalobe.
Nentin’ny dahalo nandritra ny 10 andro ity zazalahy kely varira 12 taona tao Akalalobe Morondava ity. Nandritra ny 4 andro kosa no nitazomin’izy ireo azy no izao avotry ny mpitandro ny filaminana tao Anailava izao.
