France : An’i Daniel Boulud ny toeram-pisakafoana tsara indrindra ao New-York
Tamin’ny toeram-pisakafoana 184 avy amin’ny firenena 25misy ao New York dia ny an’i Daniel Boulud no voasakajy ho tsara indrindra ny volana 22 novambra 2021 teo.Teraka ny 25 martsa 1955 ny tenany, ary « chef » avy ao France saingy monina ao Etats-Unis izy. Manana toeram-pisakafoana telo ao Etats-Unis izy, ary voafidy ho tsara indrindra ny toeram-pisakafoany kintana roa ao Upper East Side (New York).Anisany sakafo tena mampiavaka ny toeram-pisakafoany kosa ny « huîtres shigoku », « mousseline de fenouil », « oursin », « citron caviar, cocombre », « ormeau d’Hawaii », « haricots tarbais », « romarin », « jambon ibérique » ary « salade tatsoi ».
