ConseilTsidika

Huiles essentielles : Afa-po ireo izay nanjifa ny vokatra Soava

Vokatra natoraly ny Soava, ny mampiavaka azy dia tena mandaitra ny vokatra, ary tsy misy voka-dratsy ny fampiasana azy. Mampalaza azy ny vokatra « huiles essentielles » izay misy karazany 24, ary misy hanitra maro.

Mahafa-po na ny fandraisana, na ny kalitao, ny vokatra. Efa an-taonany maro no nisian’ny Soava. Anisan’ny mapiavaka azy ny vokara vokariny, izay ahitana huiles essentielles, baumes, huiles végetales, huiles de massage izay misy hanitra isankarazany. Misy ireo avy any antanilavitra no tonga manjifa ny vokatra. Ny kalitaon’ny vokatra no anisan’mahatamana any manjifa ny vokatra atao. Eo ihany koa ny hendrikiny fitoerany izay tena kanto tokoa. Miavaka kely ny « diffuseur en terre cuite » izay vokariny satria dia vita amin’ny tanimanga izay tena mety amin’fanaovana evoka, ary tena mandaitra tokoa

Eny amin’ny Victoria Plaza Antanimena no ahitana ny vokatra. Afaka miantso ny 0 34 72 681 00 koa izay liana.

Laisser un commentaire