ConseilTsidika

Chocolat : Orinasa manodina vokatra cacao tsy mifangaro ny Chocol’Art

Tena araka ny anarany « Chocol’Art » mihitsy ny vokatra vokariny. Chocolat vita malagasy ara-pahasalamana ahitana vitamine maro. Cacao tsy mifangaro no akora ampiasainy. Maro ireo karazana vokatra izay vita amin’ny cacao vokariny toy ny : boîte de chocolats assortis, poudre de cacao sans sucre sy ny sisa.

Matihanina avokoa ny mpiasa. Ny mampihavaka ny Chocol’Art dia ny vokatra thé à l’écorce de cacao sy vin au cacao, izay izy irery ihany no manao izany. Mahay  mandray olona ihany koa ry zareo. Mandray hiraka hatao fanomezana ihany koa ary tena mivoaka arak’izay ilaina ny kisary atao. Afa-po avokoa izay nanjifa, ary satry hihinana foana. Eny analakely, ampitan’ny pavillon 767 sy NKM Antsahavola, no misy azy.

Afaka antsoina amin’ny laharana 0 34 52 621 81.

Laisser un commentaire