Hafatra : Raokandro hita eny amin’ny Mikolo Ny Aina
Fanafody manasitrana aretina maro ny Hafatra, azo antoka ary efa vita fanadramana. Manasitrana sinusite, grippe, sery, kohaka raha hevohina. Afaka atao amin’ny may, ny ratra, ny fery, afaka ahosotra amin’ny ny rhumatisme ary ny folaka ihany koa.
Manasitrana aretin-koditra koa izy io toa ny lagaly, hodi-potsy, parasy lafrika, vay, hidihidy isan-karazany.Maro ireo afa-po sy nahazo voka-tsoa tamin’ny fampiasana azy ary tsy atahorana hisy vokany aty aoriana .Mety ho any’ny ankizy, tanora, lehibe ary tsy mifidy taona.
Eny amin’ny Mikolo Ny Aina SARL CBA Alasora no mivarotra azy. Afaka mametraka ny fanontaniana izay manitikitika na ny fomba fampasana azy rehefa tonga eny. Ho an’ireo izay tsy afaka makeny kosa dia afa aterina any amin’ny misy azy.
Afaka miantso ny laharana 020 22 232 42, na mandefa mailaka amin’ny dral.acimex@gmail.com
