Lalaon’ny nosy: I La Réunion sy i Madagasikara no hiatrika ny lalao famaranana baolina kitra
La Réunion no hifanandrina amin’tsika’i Madagasikara amin’ny lalao famaranana baolina kitra rahampitso.Raha tsiahivina dia efa nanao lalao famaranana niaraka tamin’izy ireo isika ny taona 1993 ary nibata ny fandresena tamin’ny isa 1-0 sy ny taona 2007 tamin’ny 7-6 teo amin’ny tir au but.
