Sakafo an-tsekoly: Nanolotra tohana ara-tsakafo i Russie
Tontosa omaly, teny amin’ ny masoivohon’i Russie, teny Ivandry ny lanonana nanamarihina ny fanolorana fanampiana ho an’ny governemanta malagasy. Tohana ara-tsakafo 322,5 t no natolotr’io firenena io, tamin’ny alalan’ny masoivohon’izy ireo eto Madagasikara.
