Dépêches

Dépêche du 11 h00 25 Juillet- Blocco Malagasy: Hamarana ny fitetezam-paritra any Espana amin’ity herinandro ity

 Faritra maro no efa notetezin’ny  Blocco Malag               asy na ireo vehivavy Malagasy mpively amponga izay nanatanteraka fitetezam-paritra any ivelany herinandro vitsy lasa izay. Any Espana izy ireo ankehitriny ary ity herinandro ity no hamarana ny fitetezam-paritra izay ataony izy ireo. Maro ireo vahiny no variana sy nankafia ny mozika ataon’izy ireo.

Laisser un commentaire