Dépêche du 12h00 07 Juillet –CENI: Nihena ny teti-bola ilaina amin’ny fanatanterahana ny fifidianana
Namoaka ny avy ao amin’ny Birao Mahaleotena misahana ny fifidianana fa nihena ho 80 miliara Ariary ny tetibola ilain’izy ireo amin’ny fanatanterahana fifidianana eto Madagasikara. Raha ny teti-bola nivoaka teo aloha kosa dia mitetina 143 miliara Ariary.
