ActualitésDépêches

Dépêche du 13h00 06 Juillet- Fitanterana RN7 : Fantatry ny mpitandro filaminana ilay taxi-brousse nitondra sarety

Niely ny vaovao mikasika ity taxi-brousse iray nitondra sy nametraka sarety teny ambony tafo amin’ny fametrahana entana. Nandray ny andraikitra nikaroka azy ny mpitandro ny filaminana ka hita ilay mpamily ny fiara. Avy hatrany dia nogiazana ny taratasy maha mpamily azy ary nahato ilay fiara .

Laisser un commentaire