Dépêche du 11h30 06 Juillet- Fametraham-pialan’i coach Mémé
Nametra-pialana ny mpanazatran’ny Ankoay ekipam-pirenena amin’ny taranja Basketball noho ireo kihina maro natao azy.« Raha misy mahavita ny vitako, vice champion d’Afrique sy niatrika coupe du monde, dia omeko malalaka ny toerako mba ahitantsika an’izany » hoy i coach Mémé .
