Dépêches

Sambava: Mpangalatra lavanila nitsoaka toeram-pitsaboana

07 Jona, 09h30. Lehilahy iray mpangalatra lavanila no tra-tehaka nanao ny asa ratsy ka voatsatoka lefona, ny 01 jona 2022 tao Ambodivoangy, Sambava. Nitsoaka ny toeram-pitsaboana nisy azy nefa izy ary tsy nisy nahatsikaritra ny nialany tao amin’izany.

Laisser un commentaire