Dépêches

Namonjy an’i Tokyo ny mpilalao Malagasy

21 Jolay, 09h00. Nanainga ny 20 Jolay 2021 hamonjy an’i Tokyo, Japon ny delegasiona malagasy hiatrika ny lalao olympika izay ho tanterahina ny 23 Jolay ka hatramin’ny 8 Aogositra 2021. Atleta 6 no handray anjara amin’ny fifaninana. Marihina fa ny 03 amin’izy ireo no niainga tao Ivato, ny 03 ambiny hanainga ao Thaïlande sy Maurice avy hatrany ary hihazo an’i Tokyo.

Laisser un commentaire