Dépêche du 11h00 04 Juillet -Raharaha Kevin : maneho ny alahelony ny reniny nohon’ny afitsoky ny fitsarana
Kevin ilay tovolahy namoy ny ainy voahitsaky ny 4×4 tetsy Ankadilalana ny volana Martsa 2022. « Afa-maina ny mpamono olona , heritaona mahery aty aoriana, manjaka ny mahitahita eto amin’ny firenena. Harirariran’ny fitsarana ny raharaha mandrak’androany »Hoy ny nambaran’ny renin’i Kevin.
