Dépêches

Fampianarana teknika : Nivoaka ny tetiandrom-panadinam-panjakana.

Dépêche 06 janvier, 14h, Toy ny an’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena dia nivoaka ihany koa ny tetiandrom-panadinam-panjakana ho an’ny famapianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa. Ny volana jolay sy aogositra no hamitana ny fanadinana efatra rehetra. Ny 3 ka hatramin’ny 5 jolay ny « Certificat de fin d’apprentissage (CFA) » raha 3 ka hatramin’ny 6 aogositra ny « brevet d’études professionnelles (BEP) » . Hatao ny 10 ka hatramin’ny 13 jolay kosa ny « certificat d’aptitude professionnelle (CAP) » ary faranana amin’ny « Certificat d’aptitude professionnelle spécialisée (CAPS) » ny 7 hatramin’ny 11 aogositra 2023.

Laisser un commentaire