Faritry Boeny: Efa mandeha ny fifampiresahana amin’ny fametrahana sekoly ambaratonga fahatelo, fampianarana teknika
Nihaona ny Governoran’ny Faritra Boeny, Mokhtar Salim Andriantomanga sy ny Minisitry ny fampianarana teknika sy ny fampiofanana arak’asa Rahantanirina Gabriella
Read More