Dépêches

Vontovorona : Efitrano miisa 16 an’ny mpianatra kilan’ny afo

Dépêche 3 janvier, 11h30, Nisehoana hain-trano nahatsiraviona teny amin’ny trano fiptrahan’ny mpianatra eny Vontovorona. Efitrano miisa 16 an’ireo mpianatra ireo no may kilan’ny afo. Tsy nisy ny aina nafoy fa ny trano no ravan’ny afo tanetaraka. Vitsy ihany koa ny mpianatra tao amin’ny trano amin’ny vanim-potoan’ny fialamboly izao fotoana izao. Ny « court-circuit » no eritreretina nahatonga ny firehetana ka tsy voafehy reha tsy tonga ireo mpamono afo na dia niara-nisalahy aza ireo mpianatra.

Laisser un commentaire