RN13: Mandroso ny asa fanamboarana ny lalana
Dépêche 08 décembre, 13h15, Efa fotoana efa ela izay no hoe hanamboarana ity lalam-pirenena faha13 ity saingy izao izy vao tena manomboka. Efa mandroso ny asa ka velom-panantenanana ireo mpampiasa iny lalana mampitohy an’ny Ambovombe amin’ny Taolagnaro iny. Tafiditra ao anatin’ny veliranon’ny Filoham-pirenena ity asa ity ka izao izy efa andalam-panamboarana izao. Tsy ho sahirana intsony ireo mpampiasa izany lalana izany afaka fotoana fohy
