ActualitésTatitra

Maurice : Nivory ny MPC ny zoma teo

Tokony hotontosaina ny volana desambra izao ny fivorian’ny MPC (comité de politique monétaire) saingy naroso ny zoma teo izany. Raha tsiahivina dia ny 28 septambra teo no nanatontosa fivoriana farany izy ireo ary tapaka nandritra izany fa hoarahina maso akaiky ny toe-draharaha ara-toekarena ary hotontosaina alohan’ny desambra ny fivoriana manaraka raha misy ny tsy tomombana.

Manoloana ny risika manambana ny vidim-piainana sy ny fitomboana dia naroso ny fivoriana. Rehefa tafiakatra 3% ny « taux directeur » izay 2,25% ny 28 septambra teo mikendry ny hampiakatra izany 3,75% hatramin’ny 4% indray ny MPC sy ny Fed (Réserve fédérale).

Laisser un commentaire