Dépêches

Toamasina: Lehilahy iray nitondra môto no naratra voavely « bois rond »

31 Martsa, 12h00. Lehilahy iray nitondra môto sendra tratra hariva no nisy nively tamin’ny « bois rond » teny amin’ny Pont Masova Toamasina. Ny aroloha kosa no niaro azy na dia teo aza ny daroka nataon’ireo olon-dratsy. Niezaka nanohitra ilay lehilahy ka resiny ireo olon-dratsy ary vaky nitsoaka. Tsy nisy kosa ny entana lasan’izy ireo fa naratra ilay lehilahy.

Laisser un commentaire