Ivato : Fatin-jazakely iray hita tao atao anaty « sachet »
25 Febroary, 11h10. Fatin-jazakely menavava iray no nisy nanary tao anaty « sachet » teny amin’ny Gatema na làlana mankany amin’ny Kolejy Theolojika Ivato androany maraina. Raha ny voalazan’ireo olona nanatri-maso dia efa tapaka ny tongotr’io zaza io, izay mety ho efa noraviravian’ny biby. Efa tonga nijery ny zava-nisy teny an-toerana kosa ny mpitandro filaminana.
