Dépêches

Fandaharana manokana TNTV

14 Jona, 12h00. Anio amin’ny 8 ora alina dia hisy ny fandaharana manokana mahakasika ireo tsara ho fantatra momba ny fitsenana ny fetim-pirenena Malagasy ao amin’ny fahita lavitra TNTV. Ity fandaharana ity dia natao mba ho fanentanana manokana ny amin’ny fananganana ny saina isan-tokatrano ary mba ho arendrina malagasy “arendrina taratasy” no hampiasaina sy jifaina fa tsy ireo vita sinoa.

Laisser un commentaire