Anjanahary: Fiara tapaka hisatra, tsy nisy ny aina nafoy
30 Martsa, 08h00. Fiara mpitatitra olona manokana no tapaka hisatra teny Anjanahary androany maraina tamin’ny 7 ora sy sasany. Nifatratra tany amin’ny mpanambotra moto ity fiara ity. Tsy nisy ny aina nafoy. Ilay kodiaran-droa kosa no simba.
