Dépêches

« Tsy ho kandidà ho filoham-pirenena ny tenako » hoy i Ntsay Christian

02 Martsa, 09h00. Manoloana ny ady hevitra ara-politika miely etsy sy eroa dia nitondra fanazavana ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Malagasy Ntsay Christian. Nilaza izy fa tsy ho kandidà amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena hatao eto Madagasikara amin’ny taona 2023 izao. « Fampandehanan-draharaha sy fanatrarana ny vinan’ny filoham-pirenena no sahaniko » hoy izy.

Laisser un commentaire