Dépêches

Fifandraisana : Manampy ny miaramila Malagasy ny miaramila mpamonjy voina Frantsay

16 Febroary, 08h00. Manome tànana sy manampy ireo miaramila Malagasy amin’ny fanarenana ireo sekoly rava ao amin’ny CISCO Mananjary ravan’ny rivo-doza ireo miaramila mpamonjy voina frantsay. Izao iraka izao dia ao anatin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Malagasy sy ny firenena Frantsay amin’ny fanarenana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai teto Madagasikara.

Laisser un commentaire