Tsena mora : Ivo-toerana ho an’ny androany
15 Febroary, 13h00. Misokatra ny tsena mora androany ho an’Antananarivo. Araka ny toromarika nomen’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA dia ho averina indray izany ny mba hanala fasahirana ho an’ny mponina taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy. Toerana maro no hisitraka izany ary ho an’ny eto Antananarivo manokana dia ireto amin’ny sary manaraka ity ny ivo-toerana ahitana izany.
