Mananjary: Harenina ny Hopitaly ravan’i Batsirai
08 Febroary, 07h00. Hisy ny fanarenana ny hopitaly ao Mananjary izay ravan’ny rivo-doza. Nisy marary nanaraka fitsaboana sy reny bevohoka noraisina tao. Tsy maintsy afindra toerana aloha izy ireo. Hatsangana ao Mananjary ihany koa ny Hopitaly manara-penitra hoy ny filoham-pirenena.
