Ambovombe Androy : Dahalo roa no voasambotra
08 Febroary, 08h00. Mpanagalatra omby roa lahy no saron’ny miaramila avy ao amin’ny »Deuxième Bataillon d’infanterie » tao Taolagnaro ny 04 febroary teo. Nangalatra omby telo tao Bemamba kaominina Sianamaro, distrikan’Ambovombe izy roa lahy ireo ary nahatrarana basy poleta vita tanana iray ihany koa. Efa tafaverina amin’ny tompony kosa ny omby nangalarin’izy ireo.Écrire à Dina Ah-kam
