Dépêches

Antananarivo- Fampindrampahefana ho filohan’ny Antenimierampirenena

Vita omaly teny amin’ny Lapan’ny Antenimierampirenena ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha, Ramatoa razanamahasoa Christine sy Rabenirina Jean Jacques, Filohan’ny Antenimierampirenena mpisolo toerana. Tandrovy mafy ny fahamarinana na hihatra aman’aina aza. Tsy mahafaty ny mandefitra, raha izay no hahasoa ny Firenena », hoy i Rtoa Christine Razanamahasoa.

Laisser un commentaire