Dépêches

Fandriam-pahalemana: misy mangalatra ireo jiro amin’ny sisin-dalana eto Antananarivo

Dépêche 26 septembre, 14h, Tsy mitsaha-mitombo ireo poteau misy manimba izany hoe mihena tsikelikely ny isan’ireo jiro sy panneau solaire napetaka amin’ireny sisin-dalana ireny toy ny eny amin’ny “digue” iny fa hangalarin’ny olona. Miteraka tsy fanrsiam-pahalemana anefa ny tsy fisian’ny fahazavana eny amin’ireny lalana ireny satria ny ratsy mazoto miasa amin’ny alina. Ilaina fijerevana manokana izany.

Laisser un commentaire