TSARAMASAY: Nandray an-tànana ny fanadiovana ny mpitandro ny filaminana
20 Janoary, 07h00. Tonga nanampy ny mponina teny Tsaramasay tamin’ny fisorohana ireo tsikafona tao anatin’ny lakan-dranon’Andriantany ireo mpitandro ny filaminana.
Read More
20 Janoary, 07h00. Tonga nanampy ny mponina teny Tsaramasay tamin’ny fisorohana ireo tsikafona tao anatin’ny lakan-dranon’Andriantany ireo mpitandro ny filaminana.
Read MoreTapaka nanomboka ny alarobia 19 janoary lasa teo ny lalana mampitohy an’i Tsarasaotra sy i Antsofinondry. Mbola tsy voalaza mazava
Read MoreMiara-miasa amin’ny mpitsabo ao amin’ny Distrikan’Antsohihy ny avy ao amin’ny Cisco Antsohihy. Entina any amin’ny toera-mpitsaboana avy hatrany ireo izay
Read MoreNahazo solosaina miisa 10 avy amin’ny Fikambanana Tohanaina France ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy. Ho entina hanatsarana ny lentan’ny fampianarana
Read MoreNanampy sy nanome tanana ireo tra-boina tao Ankazomanga ny avy ao amin’ny Tafika Malagasy. Niara-nisalahy nametraka ireo trano lay ny
Read MoreNahazo tohana zezika sy masomboly ireo tantsaha mpamboly vary ao amin’ny kaominina Soavina Atsimondrano. Zeizaka NPK 3515kg sy masomboly vary
Read MoreBetsaka ny loza mety ho avy rehefa betsaka ny rotsak’orana. Miakatra ny rano ao amin’ny Kaominina Ambohimangakely. Mangataka ny rehetra
Read More