ifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Sabotsy Namehana
Ny fasan’i Jean-Joseph Rabearivelo
Mpanoratra Malagasy i Jean-Joseph Rabearivelo. Teraka ny taona 1903 izy ary maty ny taona 1937. Anisan’ny toerana lasa be mpizaha ao sabotsy namehana ny fasana misy azy.
