SocialTsidika

Fifaninanana Tsidika-Sokajy Toeram-pizahan-tany-Kaominina Ankadinandriana

Toerana iray betsaka mpitsidika ao Ankadinandriana i Ambohijato, izay tanàna kely iray manana ny lazany sy ny tantarany. Eto no tanindrazan’i Rakoto Frah, izay fanta-daza amin’ny fitsofana sodina. Rabezaoza Rakoto no tena anarany. Teraka ny taona 1923 izy, ary maty tamin’ny 29 septambra 2001 ka ao Ambohijato no toerana misy ny fasany sy ny tanànany. Azo tsidihina tsara ity toerana eto Ankadinandriana ity.

Laisser un commentaire