Fifaninanana Tsidika, Sokajy Toeram-pizahan-tany, Kaominina Alasora
Fasan-dRangita sy Rafohy ary AndrianampongaMpanjaka nanome ny anaran’i Alasora i Rangita sy Rafohy. Lasa toerana fangataham-pitahina sy fanaovana sorona ary divavahana ny fasany tao aorian’ny nahafatesany.
