ActualitésTatitra

Miss Univers 2022 : Lasan’i Inde ny amboara

Tontosa ny 12 desambra 2021 teo tao Eilat ao Israël ny fifaninana Miss Univers 2021. Vehivavy 80 avy tamin’ny firenena samihafa no nifanandrina tamin’izany. I Harnaaz Sandhu, Miss Inde no nandrombaka ny amboara tamin’izany, 21 taona monja ny tenany. Ny Miss Paraguay, Nadia Ferreira, kosa no teo amin’ny laharana faharoa ary narahin’ny Miss Afrique du Sud, Lalela Mswane izy.

Laisser un commentaire