Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana
23 Novambra, 09h41. Saron’ny polisim-pirenena eto Ambatondrazaka ny andian-jiolahy iray izay miandahy miambavy izay nahitana zaza tsy ampy taona ihany koa. Ny ezaka nataon’izy ireo tamin’ny alalan’ny fanadiovana ny tànana amin’ny fisafoana andro aman’alina isaky ny fokontany no nahazona izao vokatra izao raha ny fanazavana.
