Mbola manjaka eto amin’ny firenena ny valan’aretina Covid 19.
26 Oktobra 08h00. Olona manodidina ny dimy hatramin’ny folo isakin’ny erindro, tonga manao fitiliana eny amin’ny tobim-pahasalamana no fatara fa mitondra ny aretina Covid 19 eto Madagasikara. Misy amin’ireo marary manaraka fitsaboana no mbola ao anatin’ny tranga misy fahasarotana. Ankilan’izany, mbola ny atsasakin’ny mponina Malagasy ihany no nahavita ny vaksiny fanefitrin’ny aretina.
