Dépêches

Lalana mampitohy ny Ambilobe – Vohemar

26 Oktobra 09h00. Mandroso ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena RN5A mampitohy an’Ambilobe – Vohemar. Efa manomboka ny fandrakofana « 1er couche goudron » ny lalana araka ny hita ankehitriny. Ity lalana ity izay anisan’ny nampikaikaika sy nampijaly ny mponina, ary tafiditra tao anatin’ny veliranon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Laisser un commentaire