Dépêches

Toliara : Manjaka ny hala-botry sy ny tonta kely

Dépêche 23 septembre, 15h, Misy mangalatra ireo tafo tôle, vavahady vy, carreaux an’ny fasana ao amin’ny cimetière Andolombazaha Toliara Renivohitra. Ny tena mahatalanjona ny maro dia ny eny amin’ny fasana hatrany no halain’ireo mpangalatra. Miantso ireo tompon’andraikitra handray fepetra mahakasika izany ny mponina fa rehefa tsy misy azo alaina intsony eny amin’ny fasana dia mety hiakatra an-tanàna amin’izay izy ireo.

Laisser un commentaire