Tratran’ny lozam-pifamoivoizana Tonton Pa
14 May, 10h05. Lozam-piarakodia misesisesy tao anatin’ny andro maromaro izay. Io maraina io,ny fiara nitondra an’ Tonton Pa (Tarika Rebika) indray no tratran’ny lozam-pifamoivoizana. Tsy nisy ny aina nafoy fa efa tsaboina eny amin’ny HJRA izy sy ireo namany niaraka taminy amin’izao.
