Faty hita tany Ambositra
14 Aprily, 12h30. Vehivavy hita faty tanaty rano androany tany Ambositra, andrefan’ny tetezana RN7. Namono tena izy araka ny fitiliana nataon’ny mpitsabo. Nilaza ny rahavaviny fa marary saina sy efa nisara-bady izy ary namela kamboty 3 vavy
