Dépêches

Toetr’andro : Any amin’ny 60km andrefan’ny Toliara no misy an’i Freddy

Dépêche 06 mars, 10h30, Efa any amin’ny 90km andrefan’i Toliara no ahitana ny rivo-doza Freddy amin’izao fotoana izao. Ity rivo-doza ity izay efa avy nandravarava teto Madagasikara no izao mitodi-doha miverina izao indray. Efa namela takaitra ao amin’ny faritry Toliara izy amin’izao fotoana izao. Mandeha amin’ny hafainganam-pandeha 07 km/ora izy ary tombanana hanalavitra ny morontsirak’i Madagasikara izy ary andrasana hianavaratra indray ka hihazo an’i Mozambique.

Laisser un commentaire