Antotanisa Covid-19
24 Martsa, 13h05. Nahitana olona enina lavon’ny valan’aretina coronavirus indray omaly. 66 no voatily fa mitondra ny valan’aretina. Misy amin’izy ireo. Ny 52 amin’ireo tranga ireo no teto Analamanga, 5 tao boeny, 2 tao Alaotra Mangoro, 1 tao Itasy, 2 tao Diana, 2 tao amin’ny faritra Atsinanana.
