Ny tanora no tena mazoto amin’ny fanaovam-baksiny
Miroso amin’ny fanaovam-baksiny ny ankamaroan’ireo tanora. Tanora maro no tonga teny amin’ny ivontoeram-panaovana vaksiny eny amin’ny kianjan’ny Malacam eny Antanimena.
Read More
Miroso amin’ny fanaovam-baksiny ny ankamaroan’ireo tanora. Tanora maro no tonga teny amin’ny ivontoeram-panaovana vaksiny eny amin’ny kianjan’ny Malacam eny Antanimena.
Read MoreMandeha ny fanaovam-baksiny ankehitriny ary afaka misitraka izany avokoa ny olom-pirenena rehetra maherin’ny 18 taona. Misy ny misalasala ka milaza
Read MoreTao anatin’ny roa volana nisian’ny hamehana ara-pahasalamana, niato ihany koa ny fampianarana teny anivon’ny anjerimanontolo ary tsy vitsy ireo mpampianatra
Read MoreMitohy hatrany ny fanentanana ireo vahoaka ny amin’ny fanaovana ny vaksiny ary tsy vitsy ireo efa nisitraka izany hatreto. Na
Read MoreTsy voatery hiaro antsika 100% amin’ny aretina ny fanaovam-baksiny mba farafaharatsiny miaro amin’ny fahafatesana fotsiny ihany ka ilaina ny hanaovana
Read MoreVonona handresy lahatra ny mponina ao aminy indrindra ny tanora hanao vaksiny ny mpitondra ao Etats-Unis mba hiarovana amin’ny fiparitahan’ny
Read MoreAverimberin’ny Minisiteran’ny fahasalamana hatrany fa an-tsitrapo ary maimaimpoana ny fanaovam-baksiny eto amin’ny tany Repoblikan’i Madagasikara. Tompon’andraikitra amin’ny fahasalamana ny tsirairay
Read MoreEfa azo lazaina ho nandresy isika amin’ny ady atao amin’ny valan’aretina covid-19 raha araka ny nambaran’ny filoha nandritra ny kabary
Read MoreNanambara ny filoha ao Venezuela Nicolas Madura ny alahady 30 mai hariva teo fa nampanantena fatrana vaksiny 5 tapitrisa azy
Read MoreMbola maro any ivelany ireo lavo sy mbola mitondra ilay tsimok’aretina coronavirus. Ho antsika eto Madagasikara, efa nahitana fihenenana ny
Read More