Fanovana ministra : Tsy araka ny nandrasan’ny mpanohitra
Voatendry ho Minisitry ny fanatanjahan-tena indray i Tinoka Roberto. Efa teo amin’io toerana io izy teo alohan’ny naha Minisitry ny
Read More
Voatendry ho Minisitry ny fanatanjahan-tena indray i Tinoka Roberto. Efa teo amin’io toerana io izy teo alohan’ny naha Minisitry ny
Read MoreMinisitry ny fiarovam-pirenena : Léon Jean Richard Rakotonirina Minisitry ny raharaham-bahiny : Richard Randriamandranto Minisitry ny filaminam-bahoaka : Rodellys Fanomezantsoa
Read MoreNanao fitsirihana tampoka ireo mpitondra kodiaran-droa ny Polisim-pirenena omaly. Matetika mantsy dia ny tsy fanajan’izy ireny ny lalàn’ny fifamoivoizana no
Read MoreNandray anjara tamin’ny hetsika rezionaly nankalazana ny andron’ny vehivavy ny Distrikan’Avaradrano. Tany Antanetibe Mahazaza no nanatanterahana izany andro izany ny
Read MoreNijery ifotony sy nanara-maso ireo fitaterana mankany Alasora, Zotra I sy F, ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Nisy ny
Read MoreHanamafy ny fanohanana ny hetsika amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny fanatrarana ny fahaleovan-tena ara-tsakafo ny FAO, ny PAM
Read MoreMirongatra ny « dengue » ao Etats-Unis. Aretina hafa toy ny tazomoka sy ny « chikungunya » ihany koa nefa no entin’ity biby ity.
Read More16 Martsa, 11h30. Nisehoana vaky fasana tao Andohanilakaka. Fasam-bahiny izay vao nalevina ny 23 febroary lasa teo ity lasibatra ity.
Read More16 Martsa, 10h00. Rehefa nanao ny fisafoana tao Ambia, distrikan’i Mahabo ireo zandary avy ao amin’ny brigady Ankilizato dia nifanehitra
Read MoreTontosa ny fampiofanana ireo tanora miisa 13 tao amin’ny kaominina Manandriana. Fiofanana niompana tamin’ny fandraharahana any amin’ny tontolo ambanivohitra no
Read More